Job 22:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mietry dia hataonao hoe: Misandrata! Fa ny manetry tena no hovonjeny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo mavozo handrina hilazanao hoe: ‹Miandrandrà›, dia hovonjen’Andriamanitra izay mietry fijery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Andriamanitra manetry ny miavonavom-pisainana, nefa kosa mamonjy ny manetry tena.
Malagasy Bible 1865
Raha misy mietry, dia hataonao hoe: Misandrata; fa ny manetry tena hovonjeny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mietry dia hataonao hoe: Misandrata! Fa ny manetry tena no hovonjeny.
malagasy
Raha misy mietry, dia hataonao hoe: Misandrata; fa ny manetry tena hovonjeny.[Na: Raha mietry izy]Hanafaka ny olona meloka Izy, eny, ny fahadiovan'ny tananao no hamonjena azy.