Job 22:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanafaka na dia ny olona meloka aza Izy; eny, ny fahadiovan’ny tananao no hamonjena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olo-meloka aza hataony afaka, fa voavonjy amin’ny hadiovan’ny tananao Izy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria manafaka na dia ny olo-meloka aza Izy; eny, ny fahadiovan’ny tananao no hanafaka azy.
Malagasy Bible 1865
Hanafaka ny olona meloka Izy, eny, ny fahadiovan'ny tananao no hamonjena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanafaka na dia ny olona meloka aza Izy; eny, ny fahadiovan’ny tananao no hamonjena azy.
malagasy
Hanafaka ny olona meloka Izy, eny, ny fahadiovan'ny tananao no hamonjena azy.