Job 22:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa naka antoka tsy amin’antony tamin’ny rahalahinao ianao ka nanendaka ny akanjon’ny mahantra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa naka tsatòka tsy ahoan-tsy ahoana tamin’ny rahalahinao ianao, efa nanendaka ny lamban’ny mihanjaka ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa naka antoka tsy an-drariny tamin’ny rahalahinao ianao ka nanendaka ny hany fitafiana teny an-kodiny.
Malagasy Bible 1865
Fa efa naka tsatòka tsy ahoan-tsy ahoana tamin'ny rahalahinao ianao ka nanendaka ny akanjon'ny mahantra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa naka antoka tsy amin’antony tamin’ny rahalahinao ianao ka nanendaka ny akanjon’ny mahantra.
malagasy
Fa efa naka tsatòka tsy ahoan-tsy ahoana tamin'ny rahalahinao ianao ka nanendaka ny akanjon'ny mahantra.[Heb. mitanjaka]