Job 22:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nampialainao maina ny mpitondratena ary notapahina ny sandrin’ny kamboty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpitondratena nampodianao maina ary tapaka ny sandrin’ny kamboty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noroahinao hitondra tanam-polo ny mpitondratena ary norobainao ny teo an-tanan’ny kamboty.
Malagasy Bible 1865
Efa nampialainao maina ny mpitondratena. Ary tapahina ny sandrin'ny kamboty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nampialainao maina ny mpitondratena ary notapahina ny sandrin’ny kamboty.
malagasy
Efa nampialainao maina ny mpitondratena. Ary tapahina ny sandrin'ny kamboty.