Job 23:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahalala ny lalana falehako anefa Izy; raha hozahany toetra aho dia hivoaka tahaka ny volamena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantany anefa ny lalana falehako; raha mizaha toetra ahy Izy, dia hivoaka madio toy ny volamena aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na izany aza, fantany tsara ny lalana falehako; fa raha mizaha toetra ahy Izy, dia hivoaka madio toy ny volamena aho.
Malagasy Bible 1865
Fa mahalala ny lalana falehako Izy; Raha hizahany toetra aho, dia hivoaka tahaka ny volamena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahalala ny lalana falehako anefa Izy; raha hozahany toetra aho dia hivoaka tahaka ny volamena.
malagasy
Fa mahalala ny lalana falehako Izy; Raha hizahany toetra aho, dia hivoaka tahaka ny volamena.