Job 23:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tongotro dia nifikitra tamin’ny lalany; eny, ny lalany no nizorako tsara ka tsy nivily aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nandia ny dian-tongony mandrakariva ny tongotro; nizotra tsy nivily teo amin’ny lalany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifikitra tamin’ny sori-dalany ny diako; eny, nizotra ny lalany Aho fa tsy nivilivily.
Malagasy Bible 1865
Ny tongotro nifikitra tamin'ny lalany; Eny, ny lalany no nizorako tsara, ka tsy nivily aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tongotro dia nifikitra tamin’ny lalany; eny, ny lalany no nizorako tsara ka tsy nivily aho.
malagasy
Ny tongotro nifikitra tamin'ny lalany; Eny, ny lalany no nizorako tsara, ka tsy nivily aho.