Job 23:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny didin’ny molony dia tsy mba nialako; ny tenin’ny vavany dia notandremako mihoatra noho ny faniriako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nivily niala teo amin’ny didin’ny vavany aho, ary ny sitrapoko nofolahiko nampanekeko ny didin’ny molony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nandà izay didy nambarany aho; fa tao am-poko no nitahirizako izay rehetra naloaky ny vavany.
Malagasy Bible 1865
Ny didin'ny molony tsy mba nialako; Ny tenin'ny vavany noraketiko mihoatra noho ny faniriako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny didin’ny molony dia tsy mba nialako; ny tenin’ny vavany dia notandremako mihoatra noho ny faniriako.
malagasy
Ny didin'ny molony tsy mba nialako; Ny tenin'ny vavany noraketiko mihoatra noho ny faniriako.[Na: anjara-haniko]