Job 23:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy miova saina Izy, koa iza no mahasakana Azy? Fa na inona na inona zavatra iriny dia ataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manana ny heviny anefa Izy; ka iza no hampiova Azy amin’izay? Izay iriny tanterahiny avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tokam-pisainana Andriamanitra koa iza no afaka hampiova hevitra Azy? Fa izay voakasany no ataony.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy miova saina Izy, iza no mahasakana Azy? Fa na inona na inona irin'ny fanahiny dia ataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy miova saina Izy, koa iza no mahasakana Azy? Fa na inona na inona zavatra iriny dia ataony.
malagasy
Nefa tsy miova saina Izy, iza no mahasakana Azy? Fa na inona na inona irin'ny fanahiny dia ataony.