Job 23:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, manatanteraka izay voatendry ho ahy Izy ary zavatra maro toy izany no ao Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotanterahiny àry izay efa notendreny ho ahy; ary tsy vitsy ny hevitra toy izany ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotanterahiny izay efa nodidiny ho ahy ary koa ny fikasana maro mbola ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Eny, manatanteraka izay voatendry ho ahy Izy; Ary zavatra maro toy izany no ao aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, manatanteraka izay voatendry ho ahy Izy ary zavatra maro toy izany no ao Aminy.
malagasy
Eny, manatanteraka izay voatendry ho ahy Izy; Ary zavatra maro toy izany no ao aminy;