Job 23:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra no mandemy ny foko ary ny Tsitoha no mampangovitra ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandreraka ny foko Andriamanitra; mameno tahotra ahy ny Tsitoha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria Andriamanitra no nampiketraka ny herim-poko; eny, ilay Tsitoha no nampivarahontsana ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra no mandrerakany foko, ary ny Tsitoha no mampangovitra ahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra no mandemy ny foko ary ny Tsitoha no mampangovitra ahy.
malagasy
Fa Andriamanitra no mandrerakany foko, ary ny Tsitoha no mampangovitra ahy;Fa tsy ny fahamaizinana no maharesy ahy, na ny maizim-pito izay manarona ny tavako.[Na: Satria tsy nalaina aho, dieny tsy mbola avy ny maizina, Ary tsy nanafina ny maizim-pito amin'ny tavako Izy]