Job 23:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ny fahamaizinana anefa no hampangina ahy na ny haizim-pito izay manarona ny tavako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mba haizina no mihinana ahy, na ny alina no manarona ny tavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy nangina aho, na dia avy aza ny alina ary na dia nohajambain’ny haizim-pito aza aho.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ny fahamaizinana no maharesy ahy, na ny maizim-pito izay manarona ny tavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ny fahamaizinana anefa no hampangina ahy na ny haizim-pito izay manarona ny tavako.
malagasy
Fa tsy ny fahamaizinana no maharesy ahy, na ny maizim-pito izay manarona ny tavako.[Na: Satria tsy nalaina aho, dieny tsy mbola avy ny maizina, Ary tsy nanafina ny maizim-pito amin'ny tavako Izy]