Job 23:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao dia mbola fikomiana ihany ny fitarainako; ny tanako dia manampina ny fisentoako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Eny mangidy anio ny fitarainako, nefa mbola tampenan’ny tanako aza ny fitolokoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny vao tena mangidy ny fitarainako na dia efa nampanginiko aza ny tolokoko.
Malagasy Bible 1865
Mbola atao ho fikomianao ihany ny fitarainako; Ny tanana mamely ahy dia mitambesatra amin'ny fisentoako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao dia mbola fikomiana ihany ny fitarainako; ny tanako dia manampina ny fisentoako.
malagasy
Mbola atao ho fikomianao ihany ny fitarainako; Ny tanana mamely ahy dia mitambesatra amin'ny fisentoako.[Na: mangidy]