Job 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka ho fantatro izay hahitako Azy ka ho tonga any amin’ny fitoerany aza!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ah, raha mba misy mantsy hampahafantatra ahy izay hahitako Azy, sy hahatongavako hatrany amin’ny seza fiandrianany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satriko hofantarina mihitsy izay hahitako an’Andriamanitra! Dia ho nataoko izay hahatongavana hatrany amin’ny toeram-pitsaràny.
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka ho fantatro izay hahitako Azy ka ho tonga any amin'ny fitoerany aza!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka ho fantatro izay hahitako Azy ka ho tonga any amin’ny fitoerany aza!
malagasy
Enga anie ka ho fantatro izay hahitako Azy ka ho tonga any amin'ny fitoerany aza!