Job 23:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho nandahatra ny teniko eo anatrehany aho ka nofenoiko ny teny alahatro ny vavako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia halahatro eo anatrehany ny momba ahy, ary hofenoiko teny fahamarinana ny vavako!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halahatro eo anatrehany ny adiko, ka hataoko be ao am-bavako ireo porofo.
Malagasy Bible 1865
Dia handahatra ny teniko eo anatrehany aho. Ka hofenoiko ny teny alahatro ny vavako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho nandahatra ny teniko eo anatrehany aho ka nofenoiko ny teny alahatro ny vavako;
malagasy
Dia handahatra ny teniko eo anatrehany aho. Ka hofenoiko ny teny alahatro ny vavako;