Job 23:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izany dia olona marina no hifandahatra Aminy ka hanan-drariny mandrakizay amin’ny Mpitsara ahy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay dia hifandahatra aminy ny olo-marina, ka dia handeha aho efa voavelan’ny mpitsara ahy ho afa-mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia olo-mahitsy no hifanazava aminy, ary hanafaka ahy mandrakizay Izy mpitsara ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'izany dia olona marina no ho nifandahatra taminy; Ka dia ho nanan-drariny mihitsy aho tamin'ny Mpitsara ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izany dia olona marina no hifandahatra Aminy ka hanan-drariny mandrakizay amin’ny Mpitsara ahy aho.
malagasy
Fa amin'izany dia olona marina no ho nifandahatra taminy; Ka dia ho nanan-drariny mihitsy aho tamin'ny Mpitsara ahy.