Job 23:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa raha miantsinanana aho, tsy any Izy; ary raha miankandrefana aho, tsy hitako Izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo miantsinanana aho, tsy any Izy, miankandrefana indray, tsy tazako Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa raha miantsinanana aho, dia tsy any Izy; ary miankandrefana aho, saingy tsy mahita Azy.
Malagasy Bible 1865
Indro, miantsinanana aho, fa tsy any Izy; Ary miankandrefana aho, fa tsy hitako Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa raha miantsinanana aho, tsy any Izy; ary raha miankandrefana aho, tsy hitako Izy;
malagasy
Indro, miantsinanana aho, fa tsy any Izy; Ary miankandrefana aho, fa tsy hitako Izy;