Job 23:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mianavaratra any amin’izay iasany aho nefa tsy tazako Izy; mivily any atsimo Izy nefa tsy hitako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manan-draharaha any avaratra Izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sahirana any avaratra ve Izy ka tsy tazako, na koa miery any atsimo ka tsy tsikaritro!
Malagasy Bible 1865
Mianavaratra amin'izay iasany aho, fa tsy tazako Izy; Mivily any atsimo Izy, ka tsy hitako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mianavaratra any amin’izay iasany aho nefa tsy tazako Izy; mivily any atsimo Izy nefa tsy hitako.
malagasy
Mianavaratra amin'izay iasany aho, fa tsy tazako Izy; Mivily any atsimo Izy, ka tsy hitako.