Job 24:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no tsy misy fotoanandro voatendrin’ny Tsitoha, ary nahoana no tsy hitan’ny mahalala Azy izany androny izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no tsy misy fotoana natokan’ny Tsitoha, ary ireo manompo Azy tsy mba mahita ny androny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no tsy feran’Andriamanitra Tsitoha ny fotoanandro voatendry hitsarany, ka hahitan’ny mpanompony Azy manafay ny ratsy.
Malagasy Bible 1865
Nahoana no tsy misy fotoan'andro voatendrin'ny Tsitoha, ary nahoana no tsy hitan'ny mahalala Azy izany androny Izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no tsy misy fotoanandro voatendrin’ny Tsitoha, ary nahoana no tsy hitan’ny mahalala Azy izany androny izany?
malagasy
Nahoana no tsy misy fotoan'andro voatendrin'ny Tsitoha, ary nahoana no tsy hitan'ny mahalala Azy izany androny Izany?