Job 24:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandeha mitanjaka izy ireny fa tsy manan-kitafy ary noana eo am-pitondrana ny amboaram-bary;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka dia miboridana tsy manan-kitafy ireo, noana mivesatra ny amboaram-barin’ny tompo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampandehanina amin’izao tsy miakanjo ireo sady ampitondraina amboaram-bary nefa noana.
Malagasy Bible 1865
Mandeha mitsaitsaika ireo, fa mitanjaka tsy manan-kitafy, ary noana eo am-pitondrana ny amboaram-bary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandeha mitanjaka izy ireny fa tsy manan-kitafy ary noana eo am-pitondrana ny amboaram-bary;
malagasy
Mandeha mitsaitsaika ireo, fa mitanjaka tsy manan-kitafy, ary noana eo am-pitondrana ny amboaram-bary.