Job 24:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
manamboatra diloilo any amin’ny sahan’ny hafa izy; manosihosy ny famiazam-boaloboka izy nefa mangetaheta ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mamia ny diloilo ao an-trano fitahirizana divay; mangetaheta eo am-pamiazana voaloboka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao anaty sahan’ny olon-dratsy izy no manery ôliva hahazoan-menaka sady manosihosy koa ny famiazam-boaloboka saingy tsy afa-misotro divay hialan-ketaheta.
Malagasy Bible 1865
Manao diloilo eo anatin'ny tambohon'ny mpampahory azy izy; Ary manosihosy ny famiazam-boaloboka izy, nefa mangetaheta ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
manamboatra diloilo any amin’ny sahan’ny hafa izy; manosihosy ny famiazam-boaloboka izy nefa mangetaheta ihany.
malagasy
Manao diloilo eo anatin'ny tambohon'ny mpampahory azy izy; Ary manosihosy ny famiazam-boaloboka izy, nefa mangetaheta ihany.[Heb. tambohon'ireny]