Job 24:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitrona ny miala aina ao an-tanàna ary mitaraina ny fanahin’ny voalefona; nefa tsy ahoan’Andriamanitra akory ny ratsy mitranga!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misondrotra avy eny an-tanàna eny ny feon’ny olona mitoloko, velon-taraina ny ain’ny voaratra, nefa tsy ahoan’Andriamanitra izany heloka bevava izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitoreo ao an-tanàna ny olona, mitaraindraina ny maratra miala aina, nefa tsy ahoan’Andriamanitra izany.
Malagasy Bible 1865
Mitrona ny lehilahy ao an-tanana, ary mitaraina ny fanahin'ny voalefona; Nefa tsy ahoan'Andriamanitra akory ny ratsy atao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitrona ny miala aina ao an-tanàna ary mitaraina ny fanahin’ny voalefona; nefa tsy ahoan’Andriamanitra akory ny ratsy mitranga!
malagasy
Mitrona ny lehilahy ao an-tanana, ary mitaraina ny fanahin'ny voalefona; Nefa tsy ahoan'Andriamanitra akory ny ratsy atao.