Job 24:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mason’ny mpijangajanga dia miandry ny maizimaizina ka hoy izy: Tsy misy hahita ahy, dia manisy sarona ny tavany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mason’ny mpaka vadin’olona mikendry izay iavian’ny maizimaizina; tsy misy mahita any, hoy izy, dia manao very maso izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mikendry somambisamby ny mpaka vadin’olona ka manao anakampo hoe: «Tsy misy hahita ahy». Ary dia misaron-tava amin’izay izy.
Malagasy Bible 1865
Ny mason'ny mpijangajanga miandry ny maizimaizina, ka hoy izy: Tsy misy hahalala ahy ka dia manao very maso izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mason’ny mpijangajanga dia miandry ny maizimaizina ka hoy izy: Tsy misy hahita ahy, dia manisy sarona ny tavany izy.
malagasy
Ny mason'ny mpijangajanga miandry ny maizimaizina, ka hoy izy: Tsy misy hahalala ahy ka dia manao very maso izy.