Job 24:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy mamaky trano nony maizina; nefa nony antoandro dia miery izy; tsy mahalala ny mazava izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sasany manamy trano amin’ny alina, miery nony antoandro; tsy mahalala ny fahazavana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao anaty haizina no mamaky trano ny mpangalatra fa mihidy an-trano kosa izy nony antoandro ka tsy mahalala akory ny mazava;
Malagasy Bible 1865
Misy manamy trano nony maizina; Nefa nony antoandro dia miery izy; Tsy mahalala ny mazava izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy mamaky trano nony maizina; nefa nony antoandro dia miery izy; tsy mahalala ny mazava izy.
malagasy
Misy manamy trano nony maizina; Nefa nony antoandro dia miery izy; Tsy mahalala ny mazava izy;