Job 24:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izy rehetra dia aloky ny fahafatesana ny maraina satria hitany ao ny fampahatahoran’ny aloky ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny aloky ny fahafatesana ho azy ireo ny maraina, satria ny alina mahatahotra no efa mahazatra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho azy rehetra ireo dia ny alina mahatahotra no maraina satria efa zatra ny alina mahatahotra izy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny aizim-pito no marainan'ireo rehetra ireo; Satria efa mahazatra azy ny fampahatahoran'ny aizim-pito izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izy rehetra dia aloky ny fahafatesana ny maraina satria hitany ao ny fampahatahoran’ny aloky ny fahafatesana.
malagasy
Fa ny aizim-pito no marainan'ireo rehetra ireo; Satria efa mahazatra azy ny fampahatahoran'ny aizim-pito izy.[Heb. aloky ny fahafatesana]