Job 24:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsinkafona paohin’ny rano izy; voaozona ny fonenany eo amin’ny tany; tsy mivily ho amin’ny lalana mankeny amin’ny tanim-boaloboka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ah, mitsinkafona ambonin’ny rano, toy ny zava-maivana, ny tsy mivavaka, tsy manana afa-tsy anjara voaozona izy eto an-tany, tsy mba manitsy lalana mankany amin’ny tanimboaloboka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianareo kosa milaza hoe «Mitsinkafona entin-drano ny olon-dratsy, voaozon’ny olona ny anjara-taniny eto. Tsy iviliany ny lalana mankany amin’ny tanim-boaloboka.
Malagasy Bible 1865
Mitsinkafona paohin'ny rano izy; Voaozona ny anjarany eo amin'ny tany; Tsy mivily ho amin'ny lalana mankeny amin'ny tanim-boaloboka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsinkafona paohin’ny rano izy; voaozona ny fonenany eo amin’ny tany; tsy mivily ho amin’ny lalana mankeny amin’ny tanim-boaloboka izy.
malagasy
Mitsinkafona paohin'ny rano izy; Voaozona ny anjarany eo amin'ny tany; Tsy mivily ho amin'ny lalana mankeny amin'ny tanim-boaloboka izy.