Job 24:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manadino azy ny kibo nitondra azy; manjary hanim-py ho an’ny olitra izy ka tsy tsarovana intsony! Tapaka tahaka ny hazo ny ratsy fanahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ah, ny kibo nitoerany manadino azy, ny olitra mihinana azy amam-pankafizana, ny olona tsy mahatsiaro azy intsony; tapaka toy ny hazo ny haratsiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manadino azy ny kibo nifonosany, ary manjary hanim-py ho any’ny olitra izy, ka dia tsy hotsaroana intsony. Eny, tapaka tahaka ny hazo ny faharatsiana.
Malagasy Bible 1865
Manadino azy ny vohoka; manjary hanim-py ho an'ny olitra izy ka tsy tsarovana intsony; Ary tapaka tahaka ny hazo ny ratsy fanahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manadino azy ny kibo nitondra azy; manjary hanim-py ho an’ny olitra izy ka tsy tsarovana intsony! Tapaka tahaka ny hazo ny ratsy fanahy,
malagasy
Manadino azy ny vohoka; manjary hanim-py ho an'ny olitra izy ka tsy tsarovana intsony; Ary tapaka tahaka ny hazo ny ratsy fanahy,[Heb. faharatsiana]