Job 24:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa halavain’Andriamanitra amin’ny heriny ny andron’ny olo-mahery; mitsangana indray ireo na dia tsy nanampo izay ho velona intsony aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olo-mahery kosa anefa hozongozonin’ny herin’Andriamanitra; mitsangana izy, dia tsy manampò izay ho velona intsony ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Andriamanitra dia manan-kery hamotika ny matanjaka; Mitroatra Izy ka tsy manampo ho velona intsony ireo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa halavain'Andriamanitra amin'ny heriny ny andron'ny olo-mahery; Mitsangana indray ireo, na dia tsy nanampo izay ho velona intsony aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa halavain’Andriamanitra amin’ny heriny ny andron’ny olo-mahery; mitsangana indray ireo na dia tsy nanampo izay ho velona intsony aza.
malagasy
Kanefa halavain'Andriamanitra amin'ny heriny ny andron'ny olo-mahery; Mitsangana indray ireo, na dia tsy nanampo izay ho velona intsony aza.