Job 24:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy izany dia iza no hamaky lainga ahy ka hampiseho ny teniko ho tsinontsinona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy izany no izy, dia iza kosa no hamaky lainga ahy? Iza no hampiseho ny teniko ho tsinontsinona?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tàhiny ka tsy izany no marina, dia iza no sahy hanao ahy ho mpandainga ka haneho fa tsinontsinona izay voalazako?
Malagasy Bible 1865
Raha tsy izany, dia aoka hisy hamaky lainga ahy ka hampiseho ny teniko ho tsinontsinona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy izany dia iza no hamaky lainga ahy ka hampiseho ny teniko ho tsinontsinona?
malagasy
Raha tsy izany, dia aoka hisy hamaky lainga ahy ka hampiseho ny teniko ho tsinontsinona.