Job 24:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandroaka ny borikin’ny kamboty izy ireny ary maka ny ombin’ny mpitondratena ho antoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandroaka ny ampondran’ny kamboty, mitana ny ombin’ny mananotena ho tsatòka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indaosina ny borikin’ny kamboty ary atao antoka ny ombin’ny mpitondratena.
Malagasy Bible 1865
Mandroaka ny borikin'ny kamboty izy, ary maka ny ombin'ny mpitondratena ho tsatòka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandroaka ny borikin’ny kamboty izy ireny ary maka ny ombin’ny mpitondratena ho antoka.
malagasy
Mandroaka ny borikin'ny kamboty izy, ary maka ny ombin'ny mpitondratena ho tsatòka.