Job 24:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, tahaka ny fivoakan’ny borikidia any an-tany efitra no fiaingan’ny mahantra amin’ny masoandro miposaka ho amin’ny asany mba hiremby; ny tany ngazana no ahazoany hanina ho an’ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mova tsy ny ampondra dia any an’efitra izy: dia nivoaka izy hanao ny asany, mitady ny rembiny hatramin’ny vao maraina. Ny tany efitra no ahazoany hanina ho an-janany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro tahaka ny fiaingan’ny borikidia ho any an-taniefitra no iaingan’ireo mahantra hiasa any an-taninay hahazoany hanina hameloman-janaka.
Malagasy Bible 1865
Indro, tahaka ny fivoaky ny boriki-dia any an-efitra no fivoak'ireny ho amin'ny asany hiremby; Ny tani-hay no ahazoany hanina ho an'ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, tahaka ny fivoakan’ny borikidia any an-tany efitra no fiaingan’ny mahantra amin’ny masoandro miposaka ho amin’ny asany mba hiremby; ny tany ngazana no ahazoany hanina ho an’ny zanany.
malagasy
Indro, tahaka ny fivoaky ny boriki-dia any an-efitra no fivoak'ireny ho amin'ny asany hiremby; Ny tani-hay no ahazoany hanina ho an'ny zanany.