Job 24:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandry mitanjaka amin’ny alina izy satria tsy manan-damba sady tsy manana firakotra ho amin’ny hatsiaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihanjaka izy ireo, ary mandritra ny alina, noho ny fitafiana tsy misy, mandry tsy amim-pirakofana aro hatsiaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandry miboridana izy amin’ny alina; fa tsy manan-damba hisaronana; tsy mba mirakotra izy raha mangatsiaka.
Malagasy Bible 1865
Mandry mitanjaka amin'ny alina izy, satria tsy manan-damba, ka dia tsy manana firakotra amin'ny hatsiaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandry mitanjaka amin’ny alina izy satria tsy manan-damba sady tsy manana firakotra ho amin’ny hatsiaka;
malagasy
Mandry mitanjaka amin'ny alina izy, satria tsy manan-damba, ka dia tsy manana firakotra amin'ny hatsiaka;