Job 24:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sarihina eo am-pinonoana ny kamboty ary akana antoka ny ory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misarika ny kamboty eo am-pinonoana, maka tsatòka amin’ny olona ory;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia ny kamboty mbola minono aza dia sarihin’ny olon-dratsy ho mpanompony, ary ataony ho antoky ny mahantra.
Malagasy Bible 1865
Misarika ny kamboty eo am-pinonoana izy ary maka tsatòka amin'ny ory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sarihina eo am-pinonoana ny kamboty ary akana antoka ny ory.
malagasy
Misarika ny kamboty eo am-pinonoana izy ary maka tsatòka amin'ny ory.