Job 25:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahefana sy fampahatahorana no ao Aminy; manao fihavanana any amin’ny avo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Azy ny fanapahana sy fampatahorana, fiadanana no ampanjakainy any amin’ny fonenany avo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
An’Andriamanitra ny fanapahana sy ny fahefana mahatahotra. Izy no mampitoetra ny fiadanana hatrany an-danitra ambony any.
Malagasy Bible 1865
Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin'ny avo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahefana sy fampahatahorana no ao Aminy; manao fihavanana any amin’ny avo Izy.
malagasy
Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin'ny avo Izy.