Job 25:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azo isaina va ny miaramilany? Ary iza no tsy iantefan’ny fahazavany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azo isaina va ny miaramilany? Ary zovy no tsy iposahan’ny fahazavany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa azo isaina ny miaramilany? Ary iza no tsy iposahan’ny fahazavany?
Malagasy Bible 1865
Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan'iza no tsy ihoaran'ny Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azo isaina va ny miaramilany? Ary iza no tsy iantefan’ny fahazavany?
malagasy
Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan'iza no tsy ihoaran'ny Azy? [Na: Amin'iza no tsy iposahan'ny fahazavany?]