Job 25:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana no hahamarina ny zanak’olombelona eo anatrehan’Andriamanitra? Ary ahoana no hampadio izay tera-behivavy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no hahamarina ny olombelona eo anatrehan’Andriamanitra? Ahoana no hahadio izay tera-behivavy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana no hahamarina ny olombelona eo anatrehan’Andriamanitra? Ary ahoana no hahadio izay tera-behivavy?
Malagasy Bible 1865
Ary aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana no hahamarina ny zanak’olombelona eo anatrehan’Andriamanitra? Ary ahoana no hampadio izay tera-behivavy?
malagasy
Ary aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?