Job 25:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ny volana aza dia tsy mangarangarana ary ny kintana aza dia tsy madio eo imasony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny volana aza, latsa-pahazavana, ny kintana aza, tsy madio eo imasony!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ny volana aza matroka ary ny kintana tsy madio eo imasony,
Malagasy Bible 1865
Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ny volana aza dia tsy mangarangarana ary ny kintana aza dia tsy madio eo imasony;
malagasy
Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak'olombelona, izay olitra.