Job 25:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa mainka fa ny olombelona izay kankana ary ny zanak’olombelona izay olitra fotsiny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka mainka izay olombelona kankana foana, sy izay zanak’olombelona olitra tsy manjary!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mainka moa fa ny olombelona izay tsinontsinona tahaka ny kankana aman’olitra.
Malagasy Bible 1865
Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak'olombelona, izay olitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa mainka fa ny olombelona izay kankana ary ny zanak’olombelona izay olitra fotsiny!
malagasy
Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak'olombelona, izay olitra.