Job 26:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asiany faritra boribory eny ambonin’ny rano, eo amin’izay ihaonan’ny mazava sy ny maizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasiany faritra manodidina eny ambonin’ny rano, eo amin’ny fisarahan’ny mazava sy ny maizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hodidininy faribolana ny ranomasimbe, dia amin’izay mampisaraka ny mazava sy ny maizina.
Malagasy Bible 1865
Asiany faritra manodidina eny ambonin'ny rano. Hatramin'izay ihaonan'ny mazava sy ny maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asiany faritra boribory eny ambonin’ny rano, eo amin’izay ihaonan’ny mazava sy ny maizina.
malagasy
Asiany faritra manodidina eny ambonin'ny rano. Hatramin'izay ihaonan'ny mazava sy ny maizina.