Job 26:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andry iorenan’ny lanitra dia mihozongozona sady ankona noho ny teny mafy ataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihozongozona ny andrin’ny lanitra, sady ankona amin’ny teny mafy ataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao rahonany fotsiny ny andrin’ny lanitra dia mihozongozona sy tsiravina.
Malagasy Bible 1865
Ny andrin'ny lanitra nihozongozona sady ankona amin'ny teny mafy ataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andry iorenan’ny lanitra dia mihozongozona sady ankona noho ny teny mafy ataony.
malagasy
Ny andrin'ny lanitra nihozongozona sady ankona amin'ny teny mafy ataony.