Job 26:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny heriny no entiny mampanonja ny ranomasina ary ny fahendreny no anorotoroany an’i Rahaba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny heriny no anaingany ny ranomasina, ny fahendreny no anorotoroany ny avonavona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny heriny no namolahany ny ranomasina, ary ny fahendreny no handreseny an’i Rahaba.
Malagasy Bible 1865
Ny heriny no entiny mampanonja ny ranomasina, ary ny fahendreny no anorotoroany an-dRahaba;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny heriny no entiny mampanonja ny ranomasina ary ny fahendreny no anorotoroany an’i Rahaba;
malagasy
Ny heriny no entiny mampanonja ny ranomasina, ary ny fahendreny no anorotoroany an-dRahaba; [Izahao ix. 13]