Job 26:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fofonainy no mampadio ny lanitra ho mamirapiratra; ny tanany no nitomboka ny menarana mandositra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fofon’ainy no anjarian’ny lanitra ho madio, ary ny tanany no nanao ny menarana mpandositra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fofonainy no nampahazava ny lanitra, ary ny tanany no namantsika ilay bibilava mpandositra.
Malagasy Bible 1865
Ny fanahiny no mahatsara tarehy ny lanitra; Ny tànany no nitomboka ny menarana mandositra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fofonainy no mampadio ny lanitra ho mamirapiratra; ny tanany no nitomboka ny menarana mandositra.
malagasy
Ny fanahiny no mahatsara tarehy ny lanitra; Ny tànany no nitomboka ny menarana mandositra.Indro, ireny dia vao ny sisintsisin'ny alehany ihany aza, ary siosion-teny mamelovelo no andrenesantsika Azy; Fa raha ny fikotrokotroky ny heriny, iza moa no mahatakatra izany?