Job 26:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Endre! Izato fanohananao ny tsy manan-kery sy izato fampatanjahanao ny sandry malemy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Akory ity fahaizanao manohana ny osa, sy mamonjy ny tanana reraka!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Endrey ny fahaizanao manampy ny osa sy mampahatanjaka ny miraviravy tanana toa ahy!
Malagasy Bible 1865
Endrey! nanohana ny tsy manan-kery ianao sy nampahatanjaka ny sandry malemy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Endre! Izato fanohananao ny tsy manan-kery sy izato fampatanjahanao ny sandry malemy!
malagasy
Endrey! nanohana ny tsy manan-kery ianao sy nampahatanjaka ny sandry malemy!