Job 26:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahay manolotsaina ny tsy hendry ianao ary mampahafantatra fahendrena betsaka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey izato fanoronao ny tsy mahalala, sy izato habetsahan’ny fahendrena asehonao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Endrey ny fahaizanao manolo-tsaina sy mizara fahendrena mitafotafo amin’ny adala toy ny tenako izao!
Malagasy Bible 1865
Ary nanolo-tsaina ny tsy hendry sy nampahafantatra izay fahendrena betsaka!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahay manolotsaina ny tsy hendry ianao ary mampahafantatra fahendrena betsaka!
malagasy
Ary nanolo-tsaina ny tsy hendry sy nampahafantatra izay fahendrena betsaka!