Job 26:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza anefa no andaharanao teny? Ary avy amin’iza ny fanahiny izay mivoaka avy aminao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa no ilazanao teny? ary avy amin’iza ny fanahy mivoaka ny vavanao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa iza moa no nampandahatra anao ireo teninao ireo? Ary fanahin’iza no nampivolana anao toy izany?
Malagasy Bible 1865
Iza no nandaharanao teny? Ary fanahin'izay no nivoaka avy tao aminao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza anefa no andaharanao teny? Ary avy amin’iza ny fanahiny izay mivoaka avy aminao?
malagasy
Iza no nandaharanao teny? Ary fanahin'izay no nivoaka avy tao aminao?