Job 26:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny matoatoa dia mitaintaina any ambanin’ny rano sy izay monina any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo anatrehan’Andriamanitra ny matoatoa mihararetra, any ambanin’ny rano mbamin’ny mponina any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mipararetra ny matoatoa any ambany any, mihorohoro koa ny ranobe sy ny mponina ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ny matoatoa dia ampanaintainina Any ambanin'ny rano sy any ambanin'ny mponina any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny matoatoa dia mitaintaina any ambanin’ny rano sy izay monina any.
malagasy
Ny matoatoa dia ampanaintainina Any ambanin'ny rano sy any ambanin'ny mponina any.