Job 26:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitoeran’ny maty dia mihanjahanja eo anatrehany ary tsy misy rakotra tamin’ny fandringanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny seoly mihanjahanja eo anatrehany, ary ny hantsana tsy misy rakony
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihanjahanja eo anatrehan’Andriamanitra ny toeran’ny maty, ary miharihary eo imasony ny hantsam-pahaverezana.
Malagasy Bible 1865
Ny fiainan-tsi-hita miharihary eo anatrehany, ary ny fandringanana dia tsy mirakotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitoeran’ny maty* dia mihanjahanja eo anatrehany ary tsy misy rakotra tamin’ny fandringanana.
malagasy
Ny fiainan-tsi-hita miharihary eo anatrehany, ary ny fandringanana dia tsy mirakotra.[Heb. Sheola]