Job 26:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamelatra ny lanitra avaratra eny ambonin’ny habakabaka Izy ary manantona ny tany eo amin’ny tsy misy na inona na inona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no mamelatra ny avaratra eo ambonin’ny habakabaka babangoana, manantona ny tany eo ambonin’ny tsinontsinona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no mamelatra ny lanitra avaratra eny amin’ny babangoana ambony eny, ary mampihevaheva ny tany eny ana habakabaka.
Malagasy Bible 1865
Mamelatra ny lanitra avaratra ho eny ambonin'ny habakabaka Izy ary manantona ny tany amin'ny tsy misy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamelatra ny lanitra avaratra eny ambonin’ny habakabaka Izy ary manantona ny tany eo amin’ny tsy misy na inona na inona.
malagasy
Mamelatra ny lanitra avaratra ho eny ambonin'ny habakabaka Izy ary manantona ny tany amin'ny tsy misy.