Job 26:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fonosiny ao anatin’ireo rahony matevina ny rano nefa ny fanambanin’ny rahona dia tsy mety triatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mampihiboka ny rano eo amin’ny rahony; kanefa tsy miparitaka noho ny havesaran’izany ny rahona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Angoniny ao amin’ny rahony ny orana kanefa tsy mampitriatra ny fanambanin-drahona.
Malagasy Bible 1865
Fonosiny amin'ireo rahony matevina ny rano, nefa ny fanambanin'ny rahona tsy mety triatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fonosiny ao anatin’ireo rahony matevina ny rano nefa ny fanambanin’ny rahona dia tsy mety triatra.
malagasy
Fonosiny amin'ireo rahony matevina ny rano, nefa ny fanambanin'ny rahona tsy mety triatra.