Job 26:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manakona ny sezafiandrianany tsy ho hitantsika Izy amin’ny amelarany ny rahony hanarona azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manarona ny tavan’ny seza fiandrianany Izy, ka rahona no velariny eo amboniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Takony tsy hitantsika ny tavan’ny volana fenomanana, satria amelarany raho-matevina hanarona azy.
Malagasy Bible 1865
Manakona ny seza fiandrianany tsy ho hitantsika Izy amin'ny amelarany ny rahony hanarona azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manakona ny sezafiandrianany tsy ho hitantsika Izy amin’ny amelarany ny rahony hanarona azy.
malagasy
Manakona ny seza fiandrianany tsy ho hitantsika Izy amin'ny amelarany ny rahony hanarona azy.