Job 27:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahita haravoravoana amin’ny Tsitoha va izy? Hahazo miantso an’Andriamanitra mandrakariva va izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahita firavoravoana ao amin’ny Tsitoha va izy? Manao fivavahana mandrakariva amin’Andriamanitra va izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mba nahita fahafinaretana teo anilan’ilay Tsitoha izy, dia ho niantso an’Andriamanitra mandrakariva.
Malagasy Bible 1865
Ho azony hiravoravoana va ny Tsitoha? Hahazo miantso an'Andriamanitra mandrakariva va izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahita haravoravoana amin’ny Tsitoha va izy? Hahazo miantso an’Andriamanitra mandrakariva va izy?
malagasy
Ho azony hiravoravoana va ny Tsitoha? Hahazo miantso an'Andriamanitra mandrakariva va izy?